Toa tsy vita izay atao
Toa tsy mety izay kasaina
Izay jerena toa ianao
Ianao no mameno saina
Mitobaka ao anaty fo
Tadiaviko rehefa hatory
Tadiaviko rehefa mifoha
Fa ianao no mahaory
Tsy eo ianao ka malahelo
Ny masoandro toa tsy hody
Tsy eo ianao ka toy ny helo
Ny maraina toa tsy ho tody
Ny maripàna toy ny afo
Ianao no visavisaina
Tsy mahatelina sakafo
Malahelo ka malaina
Toa tsy mety izay kasaina
Izay jerena toa ianao
Ianao no mameno saina
Mitobaka ao anaty fo
Tadiaviko rehefa hatory
Tadiaviko rehefa mifoha
Fa ianao no mahaory
Tsy eo ianao ka malahelo
Ny masoandro toa tsy hody
Tsy eo ianao ka toy ny helo
Ny maraina toa tsy ho tody
Ny maripàna toy ny afo
Ianao no visavisaina
Tsy mahatelina sakafo
Malahelo ka malaina
Aucun commentaire :
Enregistrer un commentaire