Tsapako aho fa tena tia
Rehefa tsy mahita anao
Miaritra sy mankafy
Na marary anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa tezitra iny ianao
Tsy te ahalala toa tsy tia
Marary aho anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa eo anilanao
Te hizara mafy ery
Ny hafaliana anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa tsy mahafoy anao
Tsy mahasaraka, manara-dia
Asesiky ny anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Tsapako fa tia anao
Tena tia, tena tia
Ny fo mitempo anatiko ao
Rehefa tsy mahita anao
Miaritra sy mankafy
Na marary anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa tezitra iny ianao
Tsy te ahalala toa tsy tia
Marary aho anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa eo anilanao
Te hizara mafy ery
Ny hafaliana anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Rehefa tsy mahafoy anao
Tsy mahasaraka, manara-dia
Asesiky ny anatiko ao
Tsapako aho fa tena tia
Tsapako fa tia anao
Tena tia, tena tia
Ny fo mitempo anatiko ao
Aucun commentaire :
Enregistrer un commentaire