Hafahafa ny tontolo
Hafahafa aho, tsy salama?
Tsy eo ianao ka hafa daholo
Hafahafa ny tanàna
Na ny rivotra mitsoka
Na ny taratra hazavana
Hafahafa, hafa loko
Hafahafa hafanana
Hafahafa izay jerena
Hafahafa izay henoina
Hafahafa aho, mivembena
Miteny irery tsy tsaroana
Ny ato anaty hafahafa
Hafahafa toa maratra
Ny rehetra hafahafa
Hafahafa tsy mahazatra
Hafahafa aho, tsy salama?
Tsy eo ianao ka hafa daholo
Hafahafa ny tanàna
Na ny rivotra mitsoka
Na ny taratra hazavana
Hafahafa, hafa loko
Hafahafa hafanana
Hafahafa izay jerena
Hafahafa izay henoina
Hafahafa aho, mivembena
Miteny irery tsy tsaroana
Ny ato anaty hafahafa
Hafahafa toa maratra
Ny rehetra hafahafa
Hafahafa tsy mahazatra
Aucun commentaire :
Enregistrer un commentaire