Na tele na onjam-peo
Rehefa irery aho manimanina
Mikarantsana ny feo
Mihira anao izay tazanina
Izay am-poko no lazainy
Na ankizy na lehibe
Misy anao izay hirainy
Feno anao ny arabe
Mihira anao izay mandeha
Dia miantefa anatiko any
Mihira anao izay aleha
Tsy misy anao te hitomany
Mahalasa ny vinany
Mihira anao ny ao an-tsaina
Efa toy ny tsy eto an-tany
An-danitra any no miaina
Miaina anao anaty hira
Mahatsiaro izay natao
Izay maneno misy sira
Mamy ny mitia anao
Rehefa irery aho manimanina
Mikarantsana ny feo
Mihira anao izay tazanina
Izay am-poko no lazainy
Na ankizy na lehibe
Misy anao izay hirainy
Feno anao ny arabe
Mihira anao izay mandeha
Dia miantefa anatiko any
Mihira anao izay aleha
Tsy misy anao te hitomany
Mahalasa ny vinany
Mihira anao ny ao an-tsaina
Efa toy ny tsy eto an-tany
An-danitra any no miaina
Miaina anao anaty hira
Mahatsiaro izay natao
Izay maneno misy sira
Mamy ny mitia anao
Aucun commentaire :
Enregistrer un commentaire